Entrée | 1 mitsingidina |
Radical | 2 tsingidina |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mikodiadia: Nitsingidina ny zazakely ka naratra mafy tokoa Mitsilailay, mitsinkasina: Nitsingidina teo amin' ny mololo ireto ankizy ireto ka maso daholo ny tenany rehetra Mandry amin' ny tany tsy misy kidoro na tsihy na lafika: Andeha hividianana kidoro ny vahiny fa tsy azo atao mihitsy ny hamela azy hitsingidina amin' izao fotsiny |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |