|
|
|
|

Entrée1  mitsilailay
Radical  2  tsilailay
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandry mivadibadika, mitsimbadimbadika, mitsinkasinkasina: Mitsilailay ao anaty mololo ny ankizy
Manao zavatra tsy rototra fa mitaredretra, mitsiredareda, mitavozavoza: Mitsilailay mihitsy ity zaza ity raha manao zavatra
Explications en français  5  [1.3] se rouler: Mitsilailay mandrakariva ao anatin' ny vovoka io zazalahy io (Ce garçon se roule continuellement dans la poussière)
lambiner: Aza mitsilailay raha manao zavatra (Ne lambinez pas quand vous travaillez)
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
9  Impératif :

Mis à jour le 2024/12/11