|
|
|
|

Entrée1  mitsetaka
Radical  2  tsetaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Tafiditra, tafatsofoka lalina: Nitsetaka tao afovoan' ny mpianatra an-jatony Ibalita ka tsy hita
Miady, mifanentana tsara: Mitsetaka tsara amin' ny lohany ny satrony
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Mis à jour le 2024/12/11