|
|
|
|

Entrée 1  mitsapaka
Radical  2 tsapaka
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
7  Impératif :
Explications en malgache  8 Miditra tsara ao anaty..., mitsopaka: Mitsapaha amin' ny lohatondroko ity fanosehana ity
9 Miditra, mitsofoka: Eto ny ranomasina no mitsapaka anatin' ny tany
10 Mianjera, milentika: Nirohotra hamonjy ilay omby nitsapaka tao anaty rano ny fokonolona
11 Misisika: Nitsapaka tao afovoan' ny ankizy izy [1.1]

Anagrammes  mitsapaka, 12 tampisaka

Mis à jour le 2026/04/20