Entrée | 1 mitsaoka (tsaoka) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 Miondrika no sady mananty tanana ho mari-panajana, raha miarahaba na manao veloma olona hajaina: Vao tonga izy dia nitsaoka ny ray sy ny reniny 4 Maneho fanajana fatratra amin' ny fankatoavana ho Tompo Andriamanitra nahary tongotra aman-tanana: Raha vao tonga ireo Majy telo lahy, dia nitsaoka ilay Zazakely tao anaty tranon' omby [1.1] |
Morphologie |
|
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot mitsaoka |
Anagrammes | 10 kamaitso, kimaotsa, masôkita, matokisa, matsioka, mitosaka, mitsakoa, mitsaoka, mitsoaka |
Mis à jour le 2023/01/20 |