Entrée | 1 mitsaitsaika |
Radical | 2 tsaitsaika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Mandeha mora dia mora, mamindra tsy re amin' ny loha tongotra: Aoka ianao hitsaitsaika fa sao dia manaitra zaza matory. Ny teny hoe: Mitsaitsaika dia fampiasa koa rehefa mihataka avy mamangy fahoriana olona: Ilaozanay hitsaitsaika ianareo, tompoko. (Raha mamangy an-kasoavana kosa, ny mifanohitra amin' ny Mitsaitsaika no ampiasaina, dia ny hoe: Mingodongodona) [1.1] |
Morphologie |
|
Proverbes | 9 Proverbes contenant le mot mitsaitsaika |
Anagrammes | 10 matsaitsaiky, mitsaitsaika, mitsiatsiaka |
Mis à jour le 2023/01/05 |