|
|
|
|

Entrée1  mitsahatra
Radical  2  tsahatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mijanona, miato: Handeha amin' izay izahay fa efa mitsahatra ny orana
Tsy manao... intsony: Raha vao nitsaha-niteny izy dia nirefodrefotra ny tehaka
Miala sasatra, maka aina: Sasatraizy ka nitsahatra teo ambody hazo.
Explications en français  5  [1.3] Cesser, s’arrêter, se reposer
figuré: se retirer sans rien obtenir
Exemples  6  Baikoina hijanona izy dia mitsahatra. [2.117]
7  Voangory voapaika, ka mitsaha-misamonona. [2.558]
8  hoy indray ity zazalahy tsy mitsahatra mitazana any ivelany. [2.470]
Morphologie 
9  Présent :
10  Passé :
11  Futur :
12  Impératif :
Mots composés 
Proverbes  18  Proverbes contenant le mot mitsahatra

Anagrammes  19 

Mis à jour le 2025/01/21