|
|
|
|

Entrée1  mitosaka
Radical  2  tosaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mitobaka betsaka indray mandeha: Nitosaka ny rora avy tao am-bavany
Miditra tampoka betsaka: Nitosaka ny mpianatra niditra tao an' efitrano
Tapaka, vaky
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21