| Entrée | 1 mitoreo |
| Radical | 2 toreo |
| Partie du discours | 3 verbe actif |
| Morphologie |
|
| Explications en malgache |
8 Manao feo mitaraindraina, mampahonena
9 Mangataka miangavy fatratra: Tonga nitoreo vola teo ny zanakao, nefa tsy hitako izay homena azy fa izaho aza vava takiky izao [1.1#734] |
| Explications en anglais |
10 to chirp. Used only of birds
[1.2#667] |
| Explications en français |
11 gazouiller
12 demander avec insistance, de manière à exciter la compassion [1.3#731] |
| Mis à jour le 2026/04/20 |
|