|
|
|
|

Entrée1  mitondra loha mody
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  [1.1] tonga nefa tsy nahavita na inona na inona avy tany amin' izay naleha; niverina fotsiny tsy nahazo izay nalaina, tsy nahavita ny zavatra nampanaovina azy
Mots élémentaires  4  mitondra, loha, mody

Mis à jour le 2024/12/07