|
|
|
|

Entrée 1  mitonantonana
Radical  2 tonantonana
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mivezivezy foana tsy misy antony, tonga fotsiny tsy misy zavatra hatao: Ity izaho nitonantonana tany, nefa ry zalahy taty nigalabina aoka izany! [1.1]
Proverbes  8  Proverbes contenant ce mot

Anagrammes  9 miontanontana, 10 mitanontanona, mitanontanòna, mitonantonana

Mis à jour le 2026/08/15