Entrée | 1 mitombaitra |
Radical | 2 tombaitra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Sandra fahavoazana lehibe noho ny antony madinika tsy nampoizina: Nitombaitra Rakoto fa nibolisatra tamin' ny hoditr' akondro dia nianjera ary tapaka ny tongony [1.1] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/05 |