|
|
|
|

Entrée1  mitolaka
Radical  2  tolaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mihodina (amin' ny lahin-tsaviliny) mivoha: Amboary io varavarana io fa mitolaka foana tsy mety mamoha
5  Tailana, mivilana, mivaona: Mitolaka izany tohatra izany ha handratra [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Anagrammes  9  maty loka, milotaka, mitakalo, mitolaka

Mis à jour le 2023/01/20