|
|
|
|

Entrée1  mitokan-trano
Partie du discours  2  locution
Explications en malgache  3  mitoetra mahaleo tena amin' ny trano iray manokana, tsy miaraka amin' ny ray aman-dreny intsony [1.1]
Exemples  4  Ary ny Tsimandoalahy dia mahazo vodihena, fa mitokana trano ny andriana; [2.48]
Mots élémentaires  5  mitokana, trano

Anagrammes  6  mikaton-trano, mitokan-trano

Mis à jour le 2023/10/04