|
|
|
|

Entrée1  mitohatra
Radical  2  tohatra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Enti-milaza ny nonom-biby izay efa mibontsina, na ny biby -- indrindra ny ombivavy -- manana anaka, na ny voam-bary efa manomboka ho feno. (Raha manana anaka, ny olombelona atao hoe: bevohoka; ny omby mitohatra ary ny saka mamosavy)
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
Mots composés 
Proverbes  9  Proverbes contenant le mot mitohatra

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21