|
|
|
|

Entrée1  mitofatofa
Radical  2  tofatofa
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mihetsiketsika, mihofahofa (enti-milaza ny taho malefolefo tsofin' ny rivotra, na ny volon-doha mihofahofa raha mihazakazaka): Mitofatofa erỳ ny volon' i Bozy kely rehefa mihazakazakaizy [1.1]
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :

Anagrammes  8  mifotafota, mifotafotà, mitafotafo, mitofatofa

Mis à jour le 2023/01/05