|
|
|
|

Entrée1  mitera-drano
Radical  2  teraka
Partie du discours  3  locution
Explications en français  4  produire de l'eau, comme une plaie, un vésicatoire, suinter comme la terre humide [1.3]
Exemples  5  ny kitay hazo lena mitera-drano, na fofom-biby tratran' ny tsy fahasalamana ka manehitra noho ny ahitra nohaniny. [2.470]
6  raha voa kasika ny hoditra, dia miendaka mivonto, dia mitera-drano; [2.48]

Mis à jour le 2020/07/31