|
|
|
|

Entrée1  mita rano
Mots élémentaires  2  mita, rano
Partie du discours  3  locution
Explications en malgache  4  [1.1] mandeha an-dakana na mirobo-drano mba hiampita
Exemples  5  Lalina ny faharatsian' ny lalana fehizay, fa indraindray mitarano be voay sady manonja, anefa lakan-kely no andehanana. [2.649#]

Anagrammes  6  amitrano, amoritan, anirotam, anoritam, manoitra, manorita, mianotra, mita rano, mitarona, namoatry, namoitra, namorita, natoriam, niraotam, niroatam, rano maty, tamorain, tanimora, tanoraim, tany mora

Mis à jour le 2025/01/21