Entrée | 1 mitanin' andro |
Partie du discours | 2 locution |
Explications en malgache |
3 jereo mitanina andro#mg.ex [0] |
Exemples |
4 Ny omby no avoakany maraindraina tsy mbola afa-dranonando, ary dia eny amin' ny trano bongo fialofan' ny mpampita lakana izy no mitaninandro sy mitango resaka. [2.470#] |
Mis à jour le 2021/10/14 |