Entrée | 1 misoratra |
Radical | 2 soratra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandatsaka anarana, manoratra ny anarana: Efa nisoratra omaly aho Misy sorany na volon-doko: Tsy tiako ny lamba misoratra |
Explications en anglais |
5 [1.2#589] To be spotted, to be printed, to be striped, to be of different oolours; to be written |
Explications en français |
6 [1.3#632] S’inscrire, être écrit, rayé, dessiné |
Exemples |
7 ny rafitra rehetra misoratra ao dia asiany ny famaky sy ny kanonta; [2.588#] 8 Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany. [2.895#] 9 Tsy maintsy ho mpifidy ireo vavolombelona ireo ary misoratra anarana amin' ny lisitry ny mpifidy ao amin' izay biraom-pifidianana nisy ny fitrangan-javatra na misehoan' ny voalaza ho tsy ara-dalàna [2.114#] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 15 Proverbes contenant le mot misoratra |
Anagrammes | 16 |
Mis à jour le 2025/01/21 |