|
|
|
|

Entrée1  misomarodoka
Radical  2  somarodoka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Manao raharaha maimaika, miomana amim-pifaliana sy miheninkenina hanatrika fotoana: Misomarodoka ny mpianatra rehetra fa hiarahaba ny talen' ny sekoly tonga fety
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
Synonymes  8  misomarototra

Mis à jour le 2024/12/11