Entrée | 1 misokaka |
Radical | 2 sok |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Tsy miady tsara fa misokatra ny zorony: Tsy mahay mandrafitra mihitsy izay nanao ity latabatra ity; jereo fa misokaka ny zorony rehetra Mitanatana vava raha mahita zavatra mahavariana, kidaladala: Zazalahy misokaka lahy Ibalita kely ity ~ Misokaka izy rehefa mahita fiarakodia goaibe 5 [1.13] misokatra kely |
Explications en français |
6 [1.13] entrebâiller |
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 |
Mis à jour le 2025/01/21 |