Entrée | 1 misionera |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 [1.1] Mpitondra fivavahana alefa any an-tany hafa hampianatra sy hitory ny finoany |
Exemples |
4 Nilaza tamin'ny mpanao raharaham-piangonana io misionera io fa marary ihany Ingahy Rainialijaona. [2.324] |
Mis à jour le 2024/12/07 |
![]() |