|
|
|
|

Entrée1  misiaka
Radical  2  siaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Mamoaka feo kely mikiririoka avy amin' ny fanosehana ny rivotra amin' ny molotra sy ny nify; misioka: Heno misiaka ny bibilava
5  Manao feon-kira amin' ny siaka: Mahay misiaka hira betsaka io zazalahy kely io
6  Miantso amin' ny siaka: Misiaka alika [1.1]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11  asaikim, misaika, misiaka

Mis à jour le 2023/01/20