Entrée | 1 misavika |
Radical | 2 savika |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mandray (omby) amin' ny tandrony na ny vozony dia mandavo azy: Raha misy misavika omby na manao katsaka hampiseho hery foana, dia analana sikajy isan' olona manao izany (Fanekem-pokonolona tao Antananarivo tamin' ny 1885) Misarangotra amy...: Saika potraka izy raha tsy nisavika ny tenako Mihambo zavatra tsy an' ny tena, maka tsy an-drariny: Misavika fananan' olona |
Explications en français |
5 [1.3#591] Saisir fortement avec les bras, empoigner, se cramponner à, s’accrocher comme la liane à l’arbre s’arroger des droits qu'on n’a pas pour poursuivre quelqu’un, pour obtenir quelque chose injustement, prendre injustement 6 [1.196] s'accrocher, s'entortiller activement |
Exemples |
7 misavika ny hazo ny vahy (Les lianes s’accrochent aux arbres) [1.3#591] 8 Potraka izy, raha tsy misavika ny sampan-kazo (Il serait tombé, s’il ne s'était cramponné à une branche) [1.3#591] |
Morphologie |
|
Mots composés |
|
Proverbes | 14 Proverbes contenant le mot misavika |
Mis à jour le 2023/08/11 |