Entrée | 1 misasasasa (sasasasa) |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Vocabulaire |
3 Son |
Explications en malgache |
4 Miteraka na mamoaka feo toy ny feon' ny orana avy na ny an' ny rano mandeha haingana amin' ny fikorianany [1.1] |
Explications en français |
5 produire un bruit léger, comme celui de la pluie qui tombe, des feuilles agitées par le vent, d'une barque qui fend l'eau. [1.3] |
Explications en italien |
6 stormire: Misasasasa ny ravinkazo (Le foglie degli alberi stormiscono) 7 tambureggiare: Misasasasa ny orana ao ambonin'ny tafo fanitso (La pioggia tambureggia sopra i tetti in lamiere) [1.18] |
Exemples |
8 ny feo mikarantsana, miatoato na misasasasa toa tsy ho azo tohaina. [2.356] 9 Harambato no solovozona anaovany, ala mikirindro no kapaoty maitso itafiany, ary riambato fotsy misasasasa avy any an-tampony any no rado volafotsy mamiratra ihaingoany. [2.499] |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2023/01/20 |