|
|
|
|

Entrée1  misahotaka
Radical  2  sahotaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Taitaitra, sy misavoritaka ka toa tsy bita izay hatao: Nisahotaka ny saiko raha vao nandre izay vaovao izay
5  Mikorontana sady mitabataba: Nisahotaka ny mponina raha vao nandre ilay poa-basy [1.1]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :

Anagrammes  9  amitsahako, hamatsiako, mahatosika, misahotaka

Mis à jour le 2023/01/05