Entrée | 1 misafoaka |
Radical | 2 safoaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mitroatry ny hatezerana mafy, entanin' ny hatezerana, tezitra mafy: Nisafoaka ny anao lahy roba vao nahare izany teny izany |
Exemples |
5 Very izahay fa inona eo afovoan' ny ranomasina misafoaka moa izay sambo kely tsy ampy fitaovana? [2.471] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 10 |
Mis à jour le 2025/01/21 |