Entrée (1/2) | 1 mirotaka |
Radical | 2 rotaka |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 Miroraka be toy ny mitatao: Efa ho latsaka ny zana-dRamatoa irỳ fa efa mirofaka ny kibony [1.1] |
Explications en français |
5 être gros, surplomber; se dit du ventre [1.3] |
Morphologie |
|
Entrée (2/2) | 9 mirotaka |
Radical | 10 rotaka |
Partie du discours | 11 verbe actif |
Explications en malgache |
12 Manimba zavatr' olona ho fanehoana tsy fahafaliana [1.1] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 17 maitroka, miokatra, mirotaka, mitaroka, mitoraka, mitraoka, mitroaka |
Mis à jour le 2020/07/31 |