|
|
|
|

Entrée1  miretsika
Radical  2  retsika
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mandre volivoly
Mihahohaho be dia be mihetsika: Miretsika ny olitra ao anatin' ity voasary ity
(valiha) Maneno mahafinaritra: Misy valiha henoko miretsika vao maraina
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
Synonymes  8  miretsidretsika
Mots composés 

Anagrammes  10 

Mis à jour le 2025/01/21