Entrée 1/2 mireondreona (reondreona (reona))
Partie du discours verbe actif ou adjectif
Explications en malgache Maneno manako, mirohondrohona: Nireondreona eran' ny lohasaha ny kotro-baratra [1.1]
Exemples manakoako eran'ny tempoly lehibe ny hira mireondreona. [2.996]
Morphologie 
Présent : mireondreona
Passé : nireondreona
Futur : hireondreona
Synonymes mireona

Entrée 2/2 mireondreona (reondreona)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Enti-milaza feo manehoeho [1.1]
Morphologie 
Présent : mireondreona
Passé : nireondreona
Futur : hireondreona

Mis à jour le 2020/07/31