|
|
|
|

Entrée1  mirazotra
Mots élémentaires  2  mira, zotra
Partie du discours  3  nom
Explications en malgache  4  [1.1] Tsipika mitovy elanelana hatrany amin' ny tsipika iray hafa: Ny tsipika AB dia mirazotra amin' ny tsipika DE
Explications en français  5  [1.13] parallèles
Exemples  6  mirazotra amin' izany, ny fanamafisana ny fandriam-pahalemana mba hitazomana ny filaminana ara-tsosialy sy ny fanajana ireo fitsipika eo amin' ny fitantanam-bola dia ho hita ihany koa. [1.384#]
Vocabulaire  7  Mathématiques: géométrie
Mots composés 

Anagrammes  13 

Mis à jour le 2025/01/21