|
|
|
|

Entrée1  miraotra
Radical  2  raotra
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Fiteny amin' ny biby mihinana ny ahitra na ny laingon-javamaniry eny an-tsaha: Miraotra ahitra erỳ avara-tanàna ny ombintsika
Mihogo: Volo tsy miraotra akory no nentiny nivoaka fa efa maika izaitsizy izy
Explications en anglais  5  [1.2] combed, brushed.
Exemples  6  Miova kely ombieny ireny, raha mandalo tanimboly sy tanimbary, ireo dobon-tsondro sy omby miraotra lalovana. [2.470]
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
10  Impératif :

Anagrammes  11 

Mis à jour le 2025/01/21