Explications en malgache |
4 Mitandahatra amin' ny toerana avo na mora hita ka tazana avy lavitra na miharihary tsara: Mirantiranty eny amin' ny talantalana ny entam-barotra amin' ny ankabeazan' ny mangazay. / Nirantiraty teny an-davarangana ny fianakavian-dRazazavavy teo ampiandrasana ny mpangataka
5 Mitsangantsangana mitandahatra (zavamaranitra na fiadiana): Nirantiranty nanaraka ny rindrina ny benitry ny miaramila [1.1]
6 ny tena hevitry ny hoe mirantiranty dia mihan-tonkatona eny ambony toerana avo, toy ny zavatra milahatra ambony salazana, vorona ambony hazo, lefona mitandahatra [2.313]
|