Entrée | 1 mirakorako |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Enti-milaza ny volo tsy mirandrana fa misavoritaka, tsy milamina fa midrakadraka na mitsibolobolo: Nirakorako volo ny olona taloha rehefa misaona |
Explications en anglais |
4 [1.2] to be bony, to be large; to be in an unkempt state, as the hair. Comp. Rakaraka |
Exemples |
5 [2.324] Indreo Ramavo mianaka mirakorako volo miondrika mitomany, fa folak'andry niankinana. |
Radical | 6 rakorako |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |
![]() |