|
|
|
|

Entrée1  mipotsaka
Radical  2  potsaka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Mivoaka ivelan' ny tranony: Mila hipotsaka ny masony
Mivoaka, miseho avy ao: Misy nana mipotsaka avy ao omin' ny vay. / Mahatsiravina ny nahita ny taolana nipotsaka avy ao anatin' ny nofo
Miarina, mivoaka avy ao am-pandriana: Tamin' ny telo maraina izy dia nipotsaka avy tao ampandriana
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :
8  Impératif :

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21