|
|
|
|

Entrée1  mipotraka
Radical  2  potraka
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  Midina, mirotsaka: Raha vao vita ny hiram-pirenena dia nipotraka ny saina. / Nipotraka ny ranomasony [1.1]
Exemples  5  misy kotroka, ka mitomany ny lanitra, ary mipotraka ny mahetsaka. [2.69#]
Morphologie 
6  Présent :
7  Passé :
8  Futur :
Mots composés 

Anagrammes  10  mipotraka, mpirotaka, mpitoraka

Mis à jour le 2023/09/08