Entrée | 1 mipoitra |
Radical | 2 poitra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Miseho avy any anaty zavatra, toy ny rano avy any anaty tany, ny hatsembohana avy ao anaty masonkoditra...: Misy rano mipoitra avy ato anatin' ity vato ity ~ Efa nipoitra ve ny bonibonin-janakao? Miposaka: Nipoitra avy tany atsinanana indrindra ny volana tamin' izay Miseho tampoka: Indro nipoitra avy tao anaty hady ilay mpangalatra (zavamaniry) Mitranga avy ao anaty tany: Efa nipoitra ny tsaramaso namboleko 5 [1.13] miseho azo avy amin'ny ... |
Explications en français |
6 [1.13] émerger dériver de ... |
Morphologie |
|
Proverbes | 11 Proverbes contenant le mot mipoitra |
Anagrammes | 12 |
Mis à jour le 2025/01/21 |