Entrée | 1 mipepo |
Partie du discours | 2 verbe actif |
Explications en malgache |
3 [1.1] Misy lempona, manjary pepo: Mipepo ity vata ity Mihemotra, mikemo, mitakemotra, mitambotsotra: Tandremo sao mipepo amin' izany teny fandrahonana izany ianareo ~ Tsy mipepo aho |
Explications en anglais |
4 [1.2] to be hollow |
Exemples |
5 [2.470] izany no hikezahany sy hilofosany amin-kerim-po tsy mipepo |
Radical | 6 pepo |
Morphologie |
|
Titres |
Anagrammes | 12 mipepo, pepoim |
Mis à jour le 2025/04/19 |
![]() |