|
|
|
|

Entrée1  mipentina
Radical  2  pentina
Partie du discours  3  verbe actif
Explications en malgache  4  [1.1] Misy pentina: Mipentina ny akanjonao (mipentimpentina anefa no fiteny kokoa amin' io hevitra io)
Mifotetaka, misotitika: Nipentina fotaka ny tarehiny rehefa avy nandalovan' ilay fiara
Morphologie 
5  Présent :
6  Passé :
7  Futur :

Anagrammes  8 

Mis à jour le 2025/01/21