Entrée | 1 miovaova |
Radical | 2 ovaova |
Partie du discours | 3 adjectif |
Explications en malgache |
4 tsy manana toetra raikitra [1.13] |
Explications en français |
5 changer, se remplacer souvent, être inconstant [1.3#473] 6 varié, changeant [1.13] |
Exemples |
7 miovaova ny taona. [2.442] 8 fa miovaova isanandro, isam-bolana, isan-taona. [2.59] 9 Natao mafana tsara ilay bitika an-tanana noho ny toetr' andro miovaova. [2.470] |
Autres orthographes | 10 miovova |
Mots composés |
|
Proverbes | 12 Proverbes contenant le mot miovaova |
Anagrammes | 13 miavoavo, miovaova |
Mis à jour le 2023/01/20 |