Entrée | 1 mioitra |
Radical | 2 oitra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Enti-milaza ny angady tsindriana mafy ka mampiendaka baingan-tany be Miezaka mafy mba hipoitra fa tsy manaiky ny hotsindriana lava: Tsy naharitra ny mponina tany atsimo fa nioitra tamin' ny fitondrana tsy mba nisy fikarakarana azy |
Explications en anglais |
5 [1.2] to struggle, to strive to get free from something pressing one down. |
Exemples |
6 Amin' izay, dia mba hahavita soa amin' ireo zana-badiny ireo izy, ka hahafahan' izy rehetra mioitra amin' ny fahantrana rahatrizay. [2.470] |
Morphologie |
|
Anagrammes | 11 |
Mis à jour le 2025/01/21 |