|
|
|
|

Entrée1  minisitra
Partie du discours  2  nom
Explications en malgache  3  [1.1] Mpiandraikitra ambony mitana minisitera anisan' ny Governemanta na ny Filan-kevipanjakana: Minisitry ny fitsarana
Exemples  4  Heverin'ny olona ho mpangalatra avokoa ny minisitra. [2.606]
5  Ny Filohan' ny Repoblika no mitarika ny Fivorian' ny minisitra. [2.114]
6  Mametraka ny lalàna mifehy ny asa any amin' ny depiote ny minisitra tompon' andraikitra. [2.445]
Vocabulaire  7  Loi
Analogues  8  ministera

Anagrammes  9 

Mis à jour le 2025/01/21