|
|
|
|

Entrée1  mingodongodona
Partie du discours  2  verbe actif
Explications en malgache  3  [1.1] Mirohondrohona, maneno, manao tabataba mafy rehefa mamindra: Aza mingodongodona fa manaitra zaza
Explications en anglais  4  [1.2] to emit a hollow sound.
Exemples  5  [2.69#] Rehefa izany dia mandroso miditra ny madinidinika ka mingodongodona mafy sady mihira hoe: - "Varavaran' Andriambolamena : Telo fidirana toy ny akanjo, Mpandrafitra arivo toy ny fanantana.
Radical  6  ngodongodona
Morphologie 
7  Présent :
8  Passé :
9  Futur :
Synonymes  10  mingodona

Anagrammes  11  ingodongodonam, mingodongodona

Mis à jour le 2025/01/21