Entrée |
mingodongodona
(ngodongodona (ngodona))
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Mirohondrohona, maneno, manao tabataba mafy rehefa mamindra: Aza mingodongodona fa manaitra zaza [1.1]
|
Explications en anglais | To emit a hollow sound. [1.2]
|
Exemples | Rehefa izany dia mandroso miditra ny madinidinika ka mingodongodona mafy sady mihira hoe: - "Varavaran' Andriambolamena : Telo fidirana toy ny akanjo, Mpandrafitra arivo toy ny fanantana.
[2.69]
|
Morphologie |
Présent : |
mingodongodona |
Passé : |
ningodongodona |
Futur : |
hingodongodona |
|
Synonymes | |
|