Entrée | 1 mineraly |
Partie du discours | 2 nom |
Explications en malgache |
3 Zavatra ao anatin' ny tany, toy ny vy na ny vato [1.1] 4 zaka madio avy ao anaty tany [1.13] |
Explications en français |
5 minéral [1.13] |
Exemples |
6 Ny mineraly (dia ny volamena, sy volafotsy, sy varahina, sy firaka, sy vy, sy vatosoa, sy diamondra, sy arin-tany, etc. [1.123#] 7 Indraindray misy mineraly aza hita ao amy ny sela na amy ny rindriny, dia solifara sy vy sy afovato sy sira ary sokay, ete. [1.357#] |
Vocabulaire |
8 Géologie |
Mots composés |
|
Mis à jour le 2023/05/31 |