|
|
|
|

Entrée 1  minainaina
Radical  2 nainaina
Partie du discours  3  verbe actif
Morphologie 
4  Présent :
5  Passé :
6  Futur :
Explications en malgache  7 Mimenomenona fatratra, mitaraindraina sy midradradradra [1.1]
Explications en anglais  8 to cry out, to lament; to give out a loud sound, as a tight drum. It is also used for daindaina [1.2]
Exemples  9  Inona ary izany : Ny tsindriana tsy minainaina, fa ny manindry no minainaina? [2.69#]
10  Ny tsindrona inefatra omaly mbola nampian' ny roa aninkeo, ny nify injany minainaina, ny sisika nampidirin' i Vola talohan' ny niaingana injao mbola mizihitra sy manentsina. [2.4#]

Mis à jour le 2026/04/20