Entrée | milotika (lotika) | |
Partie du discours | adjectif | |
Explications en malgache | Malemy boda: Milotika loatra ity vary ity Maloto, misotisoty, misotitika: Hatramin' ny maraina ka hatramin' ny hariva, milotika foana ny tarehin' io zaza io Sosotra mafy na tezitra any am-po: Milotika ny atin-dRamatoa iny nahita azy [1.1] | |
Anagrammes | milotika, mitokila |
Mis à jour le 2023/01/05 |