Entrée | 1 milonjehitra |
Radical | 2 lonjehitra |
Partie du discours | 3 verbe actif |
Explications en malgache |
4 [1.1] Mitanondrika ny loha noho ny havesatry ny zavatra manindry, milofika noho ny havesatry ny voa entina: Milonjehitry ny voany ity paiso ity Tsy mijoro mahitsy tsara fa somary mandry ila |
Explications en français |
5 [1.3] ployer, fléchir, céder sous le poids, se courber, courber la tête, comme le malade |
Morphologie |
|
Mis à jour le 2024/12/11 |