Entrée | 1 milanja am-betraka |
Mots élémentaires | 2 milanja, ambetraka |
Partie du discours | 3 locution |
Explications en malgache |
4 fomba filanjana olona, na biby, na zavatra tsy maintsy ilana olona roa, toy ny marary fonosina anaty lamba, ka ny iray amin' ny mpitondra avy eny amin' ny lohany, ny iray avy any amin' ny tongony [1.1] |
Mis à jour le 2023/10/18 |